Dikan'ny teny : antsantsa

Hampiditra dikany hafa
a.: Trondron-dranomasina lava vatana sady matanjaka no masiaka - indrindra ireo karazany antonontonony - ka atahoran'ny olona izaitsizy, fa ireo lehibe kosa, izay mety mahatratra hatramin'ny 15 m. ny halavany, dia maro mpihaza fa mora be. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072