Dikan'ny teny : antsangaina

Hampiditra dikany hafa
(antsanga) p. t.: Enti=milaza ny tany izay avela ho rakotry ny fasika, tany, antsanga. • H. o.: Resaka asafotofoto amin'ny adihevitra tsisy farany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008