Dikan'ny teny : antsamotady

Hampiditra dikany hafa
a.: Tady voarandrana atao fandefasana vato amelezana: tokony ho roa metatra eo ho eo ny halavany ka eo afovoany, amin'ny fisasahany, izay atao hoe foitr'antsamotady no ametrahana ny vato; ny ilan'ny antsamotady dia atao miforitra a. min'ny ankikely, fa ny tendrony iray kosa izay atao hoe tsapok'antsamotady dia mivaha tsy misy mitana azy mba hahafahan'ilay vato miantoraka amin'izay kendrena hasiana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076