Dikan'ny teny : antsàvony
Hampiditra dikany hafa
p. Levons na lany foana, very voaka (tsy fampiasa mandeha irery io teny io fa miaraka mandrakariva amin'ireto teny ireto: lany, very, manary: Tsy hita ny alehan'ireo vola nangonina fa very antsavony tsy hi-ta pop6ka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha