Dikan'ny teny : ankona
Hampiditra dikany hafa
1.
a,: Karazana bibilava lehibe.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p.a.: Ngoly: Ankon' ny hatsiaka aho. ~ Tsy mahateny tsy mahahetsika noho ny zavatra nanaitra na nampitahotra tampoka: Ankona izy nahita ilay biby.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha