Dikan'ny teny : ankaratsiana

Hampiditra dikany hafa
a.: Zava-manjo (aretina, fahafatesana) midona amin'ny fianakaviana: Mifamangy ny Malagasy amin' ny ankaratsiana ? An-karatsiana p. m t.: Tsy tokony hanary ny hauana an-karatsiana Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0079