Dikan'ny teny : ankabeazany
Hampiditra dikany hafa
na Ankabiazany a.: Ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany uaouao izany ny ankabeazany aminay. ΒΆ M.h.: ny ankamaroany, ny ankabetsahany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha