Dikan'ny teny : anjafy
Hampiditra dikany hafa
a.: Fizaran-tany iray amin'ny Vakinisahasarotra, ao atsinanan'Anativolo, izay heverin'ny maro ho nahazoana ilay fitenenana hoe: Midona ny orana eny Ankaratra; vaky tsipelana ny eny Anjafy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha