Dikan'ny teny : anika
Hampiditra dikany hafa
ft.: Enti-milaza fiakarana, fanaovana izay hahatafakarana amin'ny toerana avo, eny ambony hazo... it t.i.f.: anihina, voanika, tafanika / mananika, fananika, mpananika I ananihana, fananihana I mianika, fianika, mpianika ( ianihana, fianihana / mahanika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha