Dikan'ny teny : angonina

Hampiditra dikany hafa
(angona), mt. ih. (angony): Vorina, atoby, enti-milaza zavatra maso apetraka amin'ny toerana iray: Angony eo aloha ny vato alohan'ny hihadiana ny fototm. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077