Dikan'ny teny : angolaina

Hampiditra dikany hafa
(angola), mt. ih. (angolao): Arahina ny haitraitrany: Haditra io zanakao io fa efa dia angolainao loatra. ~ Enti-milaza hira izay vole-na haingonkaingony miolana kely rehefa mihira azy: Angolainy ny hirany ka ao ny mihomehy, ao ny hontsahontsa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066