Dikan'ny teny : angoby

Hampiditra dikany hafa
a.: Ny mahafeno ny eran'ny tanana roa mikombona boribory ka ny ankibe sy ny fanondro anankiroa no mifampikasika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.045