Dikan'ny teny : angeso

Hampiditra dikany hafa
a.: Fombafomba tsy tsotra, tsy araka ny fo fa amboamboarina, ka aseho amin' ny fihetsika na fiteny. - t.i.f.: angesoina 1 miangeso, fiangeso, mpiangeso / iangesoana, fiangesoana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076