Dikan'ny teny : anerany
Hampiditra dikany hafa
p. mt.: Teny fampiasa mandrakariva miaraka amin'ny tsy, ka ilazana zavatra be dia be, tsy tambo, tafahoatra ny mety: Tsy anerany ny hafanana aty aminareo izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha