Dikan'ny teny : andravana
Hampiditra dikany hafa
a.: Hira, zavamaneno sy dihy atao rehefa misy koranam-piravoravoana ao amin'ny fianakaviana; amin' ny foko sasantsasany, hira sy dihy nataon'ny mpiandry faty taloha mandra-pandevina, i t.i,f.: miandravana, fiandravana, mpiandravana ) iandravanana, fiandravanana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha