Dikan'ny teny : andrandraina
Hampiditra dikany hafa
(andrandra), mt ih.(andrandrao): Atraka ambony: Andrandrao ny lohanao. ~ Takarina amin'ny maso: Andrandrao ny haaoon'ir? tendrombohitra h.o. Antenaina, alehan'ny saina: Ny hanan-taranaka ihany no andrandrain'ny Malagasy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha