Dikan'ny teny : anampy

Hampiditra dikany hafa
(ampy), mt. at. (anampio): Enti-milaza izay a-tao fanampiny amin'ny zavatra iray: Int? misy vola kely hanampy ny vatsinao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069