Dikan'ny teny : anakandro

Hampiditra dikany hafa
a.: Zavatra mihefakefaka amin'ny hoditra, fa indrindra ny hodi-tava, mova tsy ny tako-pery manify. - t.i.f.: anakandroana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068