Dikan'ny teny : an-tsakany sy andavany
Hampiditra dikany hafa
p. mt.: Enti-milaza fahalavorarian-javatra na fanaovan-javatra tanteraka, izany hoe vita tsara amin'ny lafiny rehetra, amin'ny sakany sy ny lavany: Nahavita an-tsakany sy an-dauany ny adidiko amin' ireto kamboty ireto aho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha