Dikan'ny teny : an-kodahoda
Hampiditra dikany hafa
p, mt.: (fihasimban'ny hoe "an-kodiadiatra" jar. Hodiatra) Enti-milaza toerana very any an-kebakeba-tany lavitra tsy misy mpahita
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha