Dikan'ny teny : ampira
Hampiditra dikany hafa
1.
Toerana ara-politika izay mifehy fara fahakeliny fanjakana iray amin'ny alalan'ny andriany. Ahitsio
(16/04/2017 04:01 - Nampidirin'i RakotonirinaT)
2.
Vondrona firenena na toerana maro samihafa izay manompo fahefana avy any ivelany iray. Ahitsio
(16/04/2017 04:01 - Nampidirin'i RakotonirinaT)
3.
Toerana ara-politika midadasika na fitambarana toerana na firenena ka fehezina fahefana mahefa tokana. Ahitsio
(16/04/2017 04:01 - Nampidirin'i RakotonirinaT)
4.
Firenena iray fehezina Amperora. Ahitsio
(16/04/2017 04:02 - Nampidirin'i RakotonirinaT)
5.
Orinasa iray izay midadasika sy mpanefoefo tokoa Ahitsio
(16/04/2017 04:02 - Nampidirin'i RakotonirinaT)
Hametraka hevitra
Midira aloha