Dikan'ny teny : ampamelomandroa
Hampiditra dikany hafa
a.: Halavan-drefy hatreo an-tendrondrantsantanana havia ka hatramin'ny hitsin'ny nono havanana, izany hoe mitovy amin'ny efa-jehy sy sasany, na voantondro efatra amby dimampolo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha