Dikan'ny teny : amerikanina
Hampiditra dikany hafa
(fr. Américain) a: Fitambaran'ny firenena monina any aznin'ny tanin'i A-merika, izay anisan'ny fizaran-tany lehibe dimy eran'izao tontolo izao ary mizara telo: ny Amerikanina avaratra itambaran'ny firenena roa: Etazonia sy Kanadà; ny Amerikanina afovoany, itambaran'ny firenena fito: Meksika, Kiobà, Goatemalà, Nikoaragà, Jamaika, Haiti ary Portoriko; ny Amerikanina atsimo, itambaran'ny firenena iraika ambin'ny folo: Venezoela, Kolombia, Ekoatera, Goyanina, Brezily, Peroa, Bolivia, Paragoay, Orogoay, Arzantina, Sily. ? p. t : Momba an'i Amerika na an'i A-merika na avy any Amerika: Anisan'ny be mponina indrindra eto an-tan y ny ankabearan'ny tanàna amerikanina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha