Dikan'ny teny : amely
Hampiditra dikany hafa
(vely), mt. fit.: Entimilaza ny zavatra ampiasaina ho enti-mamely, saingy amin'ny hevitra an'ohatra ihany; itezerana, andevilevena: Mafy izay teny nameliny ahy izay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha