Dikan'ny teny : ambonimbary
Hampiditra dikany hafa
a.: Anana tsy mitango apetraka eny ambonin'ny vary ao am-bilany, Ray efa madiva ho ritra iny ny vary, ka ny etona fotsiny no manamasaka azy eo,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha