Dikan'ny teny : ambolena

Hampiditra dikany hafa
(voly), mt. ih. (amboleo): Enti-milaza ny zavamaniry na ny voly ampanirina amin'ny tany: Tsaramaso no nambolena tamin'it? tany (Raha ny tany ampaniriana voly kosa no tenenina, dia ny hoe volena no ampiasaina: Hovolena tsammaso itY tany it? amin'ny taona ho auy)• Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0646