Dikan'ny teny : amboalambo

Hampiditra dikany hafa
a.: Olona mivelona amin'ny hafetsifetsendratsy. * Ohab.: Izay miaraka amin' ny mpiasa dia mpiasa; izay miaraka amin'ny amboalambo dia amboalambo: izay mitovitovy ihany no fatra-piaraka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0472