Dikan'ny teny : ambenana
Hampiditra dikany hafa
(ambina), mt. ih. (ambeno): Andrasana, arovana: Ambenan'olona roa lahy isan'alina ny tanĂ nanay. 1 Tandremana, atao andry maso: Ambeno tsara io gadra io sao mandositra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha