Dikan'ny teny : ambatonikaky

Hampiditra dikany hafa
a.: Teny tsy fampiasa afa-tsy amin'it fombam-pitenenana it? hoe: Manao ambatonikaky: mihenahena amin'ny heviny; ny tena ampiasana an'io fomba fiteny io matetika anefa dia ny mpivarotra mihenahena amin'ny vidin-javatra ataony, izany hoe tsy azo iadiam-barotra: Aza dia manao ambatonikaky re ianao, Andriamatoa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067