Dikan'ny teny : ambanina

Hampiditra dikany hafa
(ambany), mt. ih. (ambanio): Ivaivaina, heverina ho tsinontsinona: Tsy misy olona azo ambanina na iza na iza. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0976