Dikan'ny teny : amalomalandy

Hampiditra dikany hafa
na Amalompotaka a.: Karazan'amalona fotsy na mavomavo ny kibony ka izany no nahatonga ny anarany hoe amalomalandy; nefa noho izy mandray ny volon'ny toerana misy azy, dia mety haka ny volom-potaka koa izy, ka io no nahazoany ilay anarana faharoa. (Halavany: 80 sm eo ho eo; habeny: ohatra ny sandry). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095