Dikan'ny teny : am-pitotoam-bary

Hampiditra dikany hafa
p. mt.: Mari-p otoana folakandro ilay mby amin'ny toerana fitotoam-bary iny ny taratry ny masoandro tao amin'ny tranon'ny Ntaolo,izany hoe eo amin'ny 2 ora amin'ny famantaranandro ankehitriny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067