Dikan'ny teny : alzerianina

Hampiditra dikany hafa
(fr. algérien) a.: Ny firenena monfna any amin' ny tanin'i Alzeria (Afrika avaratra eo anelanelan'i Tonizia sy Maraoka): Manaraka ny fivauahana silamo ny Alzerianina. ? p.t: Momba an' i Alzeria na an'i Alzeria na avy any Alzeria: Niady mafy ny mponina aizerianina vao nahazo ny fahaleouantenany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076