Dikan'ny teny : alona
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Karazan'onja madinika izay hita soritra noho ny fivalombalony eny ambony rano eny. - t.i.f.: manalona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.ft.: Enti-milaza alahelo noho ny soa azon'ny sasany. - t.i.f.: alonina / mialona, fialona, mpialona / ialonana, fialonana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha