Dikan'ny teny : alikaina

Hampiditra dikany hafa
(alika), mt. ih. (alikao): Tevatevaina, tsiratsiraina, alana baraka: Nalikalikain'ilay mpampiasa azy, ho-no, izy ka tsy maintsy mitory, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072