Dikan'ny teny : alevina

Hampiditra dikany hafa
(levina), ait. at. (aleveno): Asitrika, afenina, totofana ao anaty tany: Alevina ny uary uao mitsiry. l Tany avaratra no naleuina ny fatin' Itompokolahy Ravala. • A-lentika ila ao anaty tany: A-leueno eto it? hazo it? ho famantarana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066