Dikan'ny teny : alatrano

Hampiditra dikany hafa
p. mt.: Eny ivelan'ny trano, ka ny tokotany manodidina ny trano indrindra no antsoina amin'izany: Asaiuo mivoaka any alatrano ireo ankizy ireo fa mitabataba tsy ifandrenesana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074