Dikan'ny teny : alaro
Hampiditra dikany hafa
(aro), mt. fit. (alaroy): Ampiasaina hatao laro: Inona, ry nenibe, no alaro ny parakinao? — Koa inona fa tsy lauenona r'ilay Koto a!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha