Dikan'ny teny : alaovalo

Hampiditra dikany hafa
p. mt.: Lalandava lalandava, tsy manam-piafarana, fanao manaraka ny teny hoe "mandrakizay doria antaranoana" mba hahamafy kokoa ny heviny: Mandrakizay doria alaoualo, mandrakizay doria antaranoana alao ualo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072