Dikan'ny teny : alantsika

Hampiditra dikany hafa
(lantsika), mt. at. (alantsiho): Atao miforitra mankany ivoho ka mitondrotra ny eo anoloana: Aza alantsika tahaka izao ny kibonao rehefa mandeha. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0064