Dikan'ny teny : alanana
Hampiditra dikany hafa
a.: Anarana karazantsikidy misy andalana efatra, izay mitondra laharana efatra tsirairay avy indray. ? Fasika fanaovana karazan-tsikidy iray izay atao indrindra hoe sikidy alanana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha