Dikan'ny teny : alamaka

Hampiditra dikany hafa
(lamaka), mt. at. (alamaho): Ampandrina midaboka amin'ny tany: Nalamaky ny rivotra ny uary. 1 Ampitovina tantana, alamina: A-lamaho tsara ny tanin-ketsa hamafazam-bary. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0063