Dikan'ny teny : akotrana
Hampiditra dikany hafa
(kotrana), mt. at. (akotrano): Avala hikotrana, hikatroka: Nakotran'ny saka tao an-dakozia tao ny vilany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha