Dikan'ny teny : akorisa
Hampiditra dikany hafa
(korisa), mt. at. (akorisao): Asosa, akisaka midi-na, akororosy: Mamizana ny mitaona ireo biriky ireo fa akorisao fotsiny amin'it? hazo fisaka
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha