Dikan'ny teny : akopaka

Hampiditra dikany hafa
(kopaka), mt. at. (akopahy, akopaho): Hetsiketsehina: Akopahy ny tsihy fa be vouoka. 1 Ahofahofa: A-kopaky ny rivotra ny sain eny an-tampon'i Manjakamiadana. ~ Asaina mihodina: Akopahy ny riuotra ny uaraoarana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0087