Dikan'ny teny : ako
Hampiditra dikany hafa
a.: Fiverenan'ny feo mahadona zavatra, toy ny rindrina na tamboho na tendrombohitra. • h.o.: Fiverenana any aoriana: Ao ny tsantan'ny andro taloha sy ny hiran'ny fahazazako no milevina ka tsy mifoha na miverina mba hitondra ako! (J.-J. R.) - t.i.f.: manako, fanako ! anakoana, fanakoana ( mana• koako.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha