Dikan'ny teny : akiraro
Hampiditra dikany hafa
(kiraro), mt. at. (akiraroy): Enti-milaza ny kiraro atao amin'ny tongotra: Tsy hitako izay hakiraro azy, fa makadiry loatra ny tongony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha