Dikan'ny teny : akipaka

Hampiditra dikany hafa
(kipaka), mt, at. (akipaho): Alana, esorina: Zanaka tsy uanona io: reniny niteraka azy ka nakipany nony antitra. 1 Esorina ny akanjo, aboridana: Nakipaky ny jiolahy ilay mpandalo dia nilaozany tao. 1 Esorina hiala: A-kipaho ny tsihy rehefa man dalotm mba tsy haloto. 1 Endahana indray miaraka: Nakipany iray ihany ny hoditr'ilay omby. 1 Ariana: A-kipaho any an-kady ny fako ao atsimon-trano. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067