Dikan'ny teny : aketsa

Hampiditra dikany hafa
(ketsa), mt. at. (aketsao): Afindra: Mbola kely loatra, anaka, ny uarintsika ha tsy azo aketsa. 1 Atao ketsa: Tsy manana vary aketsa akory izy ka mba mihambo erg. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077