Dikan'ny teny : akana
Hampiditra dikany hafa
a.: Ahotrahotra, ahonahona, fijanonjanona kely eo am-pitenenana. t.i.f : Akanakanina, tafakanakana / miakanakana, fiakanakana, mpiakanakana / iakanakanana, fiakanakanana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha